Site Web en Construction...
Bienvenue - Tongasoa!
Malagasy Canada est votre plateforme de référence pour rester connecté avec la communauté Malagasy au Canada.
Découvrez les actualités, les événements et bien plus encore ici. Ce projet consiste à présenter une vitrine de Madagascar au Canada sur le Web.
Saino kely ange!
"Tsy misy tsara noho ny mifanampy satria misy iombonana hatrany ny laza na ny baraka azo aty, noho ny tanindrazana niaviana iraisana"
Finaritra Tompoko,
Maneho fankasitrahana anareo izahay eto amin'ny Fiangonana FPMC noho ny nandraisanareo anjara amin’ny fomba samihafa ho fankalazana an’Andriamanitra nandritra ny Dîner-concert nokarakarainay ny faha-08 Novambra 2025 lasa teo: ny fitondranareo am-bavaka ny fotoana, ny fahatongavanareo, ny nanoloranareo fanampiana sy ny fitiavana izay nasehonareo taminay.
Ho aminareo hatrany ny Tompo,
Ny Mpitandrina mirahalahy sy ny Fiangonana FPMC
Forum sur l'investissement - Madagascar
Nahafinaritra ny nanaraka ny Forum nokarakarain’i IOM Madagascar & Comoros.
Afaka niresaka sy nifanakalo hevitra tsara tamin’ireo responsable an’ny EDBM, ny Union Africaine, ny OIM, ny BAD, ny inspecteur d’impot avy any Madagascar, ny presidente an’i GFEM, ny responsable an’i BNI Mada, na ry zareo ao amin’ny MAE ary indrindra ireo miasa ao amin’ny ambassade eto Canada.
Afaka tena nametraka izay fanontaniana rehetra nahaliana antsika Malagasy eto Canada zareo, fa tena "ouvert" sy "sympathique" tsara.
Manentana antsika Diaspora eto Canada ihany koa ry zareo hitondra ny anjara biriky ho fampandrosoana an’i Madagasikara
Pétanque Gasy Canada
vous remercie de votre présence et de votre participation au tournoi PGC édition 2025. On a passé une belle journée avec une bonne ambiance.
Merci pour ta présence Andriantseheno Christian Ofisialy .
Félicitations aux champions
L' équipe Petanque Gasy Canada
Actualités divers
Madagascar Canada TV/𝐈𝐂𝐈 𝐓𝐞́𝐥𝐞́𝐯𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧:
𝐏𝐫𝐞𝐦𝐢è𝐫𝐞 é𝐦𝐢𝐬𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐭é𝐥é𝐯𝐢𝐬é𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐝𝐢𝐚𝐬𝐩𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐥𝐠𝐚𝐜𝐡𝐞 𝐝𝐢𝐟𝐟𝐮𝐬é𝐞 𝐚𝐮 𝐂𝐚𝐧𝐚𝐝𝐚.
Chaque samedi à 9 h (heure locale)
𝐀̀ 𝐩𝐚𝐫𝐭𝐢𝐫 𝐝𝐞 𝐜𝐞 𝐬𝐚𝐦𝐞𝐝𝐢 𝟑𝟏 Janvier au Vendredi 𝟎𝟔 Février
𝐅𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐝𝐢𝐝𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐨𝐚𝐝𝐬𝐡𝐨𝐰 𝐚𝐮 𝐂𝐚𝐧𝐚𝐝𝐚 𝐧𝐨𝐤𝐚𝐫𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐈𝐎𝐌 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫 𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐎𝐫𝐠𝐚𝐧𝐢𝐬𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐈𝐧𝐭𝐞𝐫𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐞𝐬 𝐌𝐢𝐠𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐛𝐚𝐡𝐢𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲, 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐝𝐢𝐚𝐬𝐩𝐨𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚.
Notre coup de cœur ce mois ci
ÉVÉNEMENT CULTUREL DE
"COULEURS DE MADAGASCAR AU CANADA"
(Extrait de l'édition 1 du 24 MAI 2025)
Lieu: Montréal CANADA
Retour en image (Trano Gasy)
FAMPISEHOANA KALON'NY FAHINY SY KALON'NY OMALY
Contactez-nous
Pour toute question
ou demande d'information,
Contactez via le formulaire
ci-dessous.
FANOKAFANA TAOM-PANABEAZANA 2025-2026
Skoto Malagasy eto Canada
- Tontosa ny Asabotsy 11 Octobre teo
- Nahafinaritra ny fiarahana
- Tonga maro ny Skoto
- Notarihin'ireo Raiamandreny Fiangonana ny fotoana
- Toerana: FJKM Montréal
- Notohizana Lalao Skoto teny amin'ny Parc Jean Drapeau
« Ataovy mpianatra ny firenena rehetra » Matio 28:19a